|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hazary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ody, fanafody
[Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] 4 fanafody [Taimoro, Tanosy] [1.1] 5 ody famosaviana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a charm, an enchantment. See mosavy, ody, vorika.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 amulettes, remèdes
[Taisaka]
[1.82] 8 (dans toute l'île). Substantif et racine verbale (probablement de l'arabe hasara : conjonction du sort, destin, prédiction). Nom donné en général aux sortilèges et pratiques magiques [1.196] |
| Ohatra |
9 Marangitra no natao anaran' ny riana rehetra fampandroana hazary fahiny.
[2.245]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Fahasalamana 18 Finoana |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 hazary |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 hasina, fahitana, faminaniana
[Sihanaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|