Entry inenina (enina)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza fiverenan-javatra indimy miampy indray mandeha [1.1]
Explanations in English Six times [1.2]
Explanations in French Six fois [1.3]
Examples 
1Efa inenina izy mianaka no niala maina. [1.281]
2Ny Katsaka efa hita fa mamoaka inenina amby telopolo hoatra ny lanjan' ny tenany amy ny telo volana sy tapany. [1.357]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : inenina, inenin'
Derivatives 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20