Entry kalaza (laza)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny entina hilazana olona mahery miady hevitra na olona mafy hatoka
Entina hilazana mpiady malaza noho ny herimpony na ny fahaizany amam-pahakingany: Kalazalahy [1.1]
Explanations in English A champion, a conqueror. It is frequently applied to fighting bulls, chameleons and crickets [1.2]
Explanations in French Renommé par ses disputes, par son entêtement, par ses discours; se dit aussi des guerriers distingués, des taureaux, des grillons et autres animaux habiles dans les batailles [1.3]
Examples Koa be no nandihy ny kalaza lahy sy ny kalaza vavy. [2.366]
Compound words 

Entry kalaza
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antsy lehibe, karazana famaky, izay entin' ny olona amin' ny ady [1.1]
Explanations in English An axe, a native billhook [1.2]
Explanations in French Espèce de hache dont on se sert dans les batailles [1.3]
Examples Fibarana dia karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany [2.472]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/09