Entry | ladinintrambo | |
Elementary words | ladina ; trambo | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory [1.1] | |
Explanations in French | Espèce d'urticaire oblongue [1.54] | |
Vocabulary | Health | |
Synonyms | fadiditra | |
Updated on 2023/08/28 |