Entry manaranaka (taranaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý
Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany [1.1]
 Mifindra amin'ny taranaka [1.13]
Explanations in French Héréditaire [1.13]
Vocabulary 
Morphology 
Present : manaranaka
Past : nanaranaka
Future : hanaranaka

Updated on 2023/01/20