Entry miroahana (roahana (ahana))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [1.10]
 Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky tena: Niroahana be ihany izy alohan' ny handehanany
Mitovy hevitra: miahanahana ~ mihambahamba ~ miherohero ~ misalasala [1.1]
Explanations in English To hesitate, to doubt; to be of two minds [1.2]
Explanations in French Hésiter, être en suspens, douter, ne savoir quel parti prendre: Miroahan-dava izy (Il hésite sans cesse) [1.3]
Examples Avy amin'i Zabolona, dimy alina, samy azo alefa amin'ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin'ny fo tsy miroahana. [2.996]
Vocabulary 
Morphology 
Present : miroahana
Past : niroahana
Future : hiroahana

Anagrams 

Updated on 2023/01/20