Entry |
mivovò
(vovò)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra:
mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1]
|
Explanations in English | To bark [1.7]
|
Explanations in French | Aboyer [1.8]
|
Examples |
1 | Ny alika handramatra tsy mivovo.
[2.347]
|
2 | aza tsy mahavely vava amboa mivovo.
[2.285]
|
3 | Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao.
[2.588]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mivovò |
Past : |
nivovò |
Future : |
hivovò |
|
|
Entry |
mivovo
(vovo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mivovo |
Past : |
nivovo |
Future : |
hivovo |
|
|
Entry |
mivovo
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mitsikilo, mitily [1.78]
|
|