Entry nofo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely
Hena: Tsara nofo ny amalona
Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo
Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany [1.1]
Explanations in English Flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.] [1.2]
 Flesh [1.7]
Explanations in French Chair [1.8]
Examples 
1nofo sy ra no vavolombelona! [2.470]
2Ny nofo miady amin' ny fanahy. [2.285]
3Nofo tsy misy fanahy tahaka an-dRivo fahagola. [2.529]
Vocabulary 
Derivatives 
Synonyms nofotra
Compound words 
Proverbs 
Article 

Anagrams 

Updated on 2023/06/14