Entrée | oniversite | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay nomena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana [Rajemisa 1985] | ||||
Explications en anglais | university [Winterton: Rakibolana] | ||||
Vocabulaire | Education | ||||
Origine | Français: université. | ||||
Synonymes | anjerimanontolo | ||||
Exemples |
| ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |