Entry razana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo
Ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. [1.1]
Explanations in English An ancestor [1.7]
Explanations in French Les ancêtres, les aïeux [1.3]
 Ancêtres [1.54]
 Ancêtre [1.8]
Examples 
1Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana. [2.470]
2Natao ny famonosan-damba, dia naiditra am-bata ny razana. [2.472]
3Izany no nahamasina ny razana, dia nahamasina an-dRabodonandrianampoinimerina [2.48]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : razana, razako, razanao, razany, razantsika, razanay, razanareo, razan', razan-, razam-, raza-
Prefixed : -drazana, -drazako, -drazanao, -drazany, -drazantsika, -drazanay, -drazanareo, -drazan', -drazan-, -drazam-, -draza-
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 
Titles Antson' ny Razana (Rapatsalahy Paul)
Fomban-dRazana Antemoro
Fomban-dRazana Tsimihety
Ny Fitenin-drazana (Rasamuel Maurice)
Ny harivolana na lahateny nentin-drazana (Razafiarivony Michel)
Proverbs 
Articles 

Entry razaña
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Zaran' antsy, ets. [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/05/24