Entry rohona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any
Fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza [1.1]
Explanations in French Bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion [1.3]
Examples Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany. [2.996]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Proverbs 

Entry rohona
Part of speech noun
Explanations in French Action d'aller en foule [1.3]
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2022/06/24