Entry | saobakaka | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa [1.1] | ||
Explanations in English | A large frog, sometimes called a toad [1.7] | ||
Explanations in French | Grosse grenouille, parfois appelé crapaud [1.8] | ||
Vocabulary | Zoology: reptiles, amphibians | ||
Synonyms | sabakaka | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word saobakaka | ||
Updated on 2020/07/31 |