Explanations in Malagasy | Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin' ny karazan-javamaniry toy ny mololo, ny penjy... ary na amin' ny lamba koa aza. Arakaraka ny zavatra anaovana azy na ny bikany, ireto avy ny karazan-tsatroka lehibebe hita teto: satroka ahibano,
satroka ba,
satroka bonetra,
satro-bory,
satroka harona,
satroka jaomalanga,
satroka jobo,
satroka kasikety,
satroka panama,
satroka penjy,
satroka tavimandry,
satroka valalamihoatra,
satroka fito rantsana
[1.1]
|
Morphology |
Simple : |
satroka,
satroko,
satrokao,
satrony,
satrotsika,
satrokay,
satrokareo,
satrok',
satro-,
satroky |
Prefixed : |
-tsatroka,
-tsatroko,
-tsatrokao,
-tsatrony,
-tsatrotsika,
-tsatrokay,
-tsatrokareo,
-tsatrok',
-tsatro-,
-tsatroky |
|