Entry sidintsidina (sidina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Derivatives 

Entry sidintsidina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidintsidina dia mivelona amin' ny bibikely rampasany amin' ny vavany eny am-panidinana [1.1]
Explanations in French Les hirondelles [1.3]
Explanations in English A swallow [1.7]
Explanations in French Hirondelle [1.54, 1.8]
Examples Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. [2.996]
Vocabulary 
Compound words 
Other spellings 

Updated on 2023/01/20