Entry | sikilaonina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. cyclone] Rivo-mahery avy amin' ny tsindrin' ny atmosfera amin' ny toerana iray ka mampisondrotra ny rivotra manodidina azy, izay misangodina mifindra hatrany manaraka ilay toerana mifindrafindra koa; manimba izay rehetra sendra azy ilay rivotra mitambolina; rivo-doza [1.1] | |
Vocabulary | Meteorology | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Origin | English: cyclone (a), wind (a). French: cyclone (un), vent (un). | |
Updated on 2023/03/19 |