|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka
4 Fanasina
5 Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 salt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sel [1.8]
8 Sel de cuisine ; notamment celui qu'on obtenait en lessivant des cendres de bois, puis en laissant cristalliser ; constitué surtout de carbonate de potassium. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  14  Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  15 siramanta, siravato
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 23 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18 Randzavola: sira ao amin' ny Baiboly (=> fanasina)

Teny iditra (2/5)19  sira
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 Nom des plantes qu'on appréciait particulièrement pour obtenir ce sel. Principalement : Embelia concinna Baker (Primulaceae). D'après Rakoto Jean de la Croix, garde forestier, Réserves Naturelles 5842. Cette liane était brûlée et ses cendres fournissaient, après lixiviation, un des sels les plus appréciés. Voir aussi kisira. Ce sel était aussi considéré comme médicament une cuillérée à soupe dans de l'eau de riz pour combattre la constipation. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/5)24  sira
Sokajin-teny  25  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  26 masina! [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/5)27  Sirà
Sokajin-teny  28  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  29 Shiza [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  30 Shiza [2.996]
Voambolana  31  Soratra Masina
Tovy hevitra  32 siza
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  33 Toko sy andininy momba Sirà

Teny iditra (5/5)34  Sira
Sokajin-teny  35  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  36 Sirah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  37 Sira [2.996]
Voambolana  38  Soratra Masina
Tovy hevitra  39 siraha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  40 Toko sy andininy momba Sira

Fivaditsoratra  41 rasy, 42 risa, Risa, 43 sary, Sira, sira, Sirà

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13