Entry | tendabe | |
Elementary words | tenda ; be | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka [1.1] | |
Vocabulary | Biology | |
Analogs | tendakely | |
Entry | tenda be | |
Elementary words | tenda ; be | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1] | |
Anagrams | be tenda, tendabe |
Updated on 2023/05/26 |