Entrée | tononkalo (tonona, kalo) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana [Rajemisa 1985] | ||||
lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina [SLP 1986] | |||||
Explications en français | poème [SLP 1986] | ||||
Vocabulaire | Littérature: (en général) ~ Poésie | ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Exemples |
| ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |