|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  toto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo
4 Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary
5 Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay
6 Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 (toute l'île). Nom général des matières pilées dans un mortier. Exemples : toto-katsaka, toto-koba, toton-tsakay [1.196]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  26  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 15 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)28  toto
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 mandeha ran'orona, velezina [Tambahoaka] [1.78]
31 fijininihan'ny ra an'orona [Taisaka] [1.78]
Voambolana  32  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08