Entry | tsitsy | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Entry | tsitsy | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [1.1] | |||||||||||||||
Vocabulary | Biology | |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |