Entry vakiteny
Elementary words vaky ; teny
Part of speech noun
Explanations in English Reading [1.7]
Explanations in French La lecture [1.8]
Examples 
1Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany. [2.643]
2Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332]
3Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649]

Entry vaki-teny
Elementary words vaky ; teny
Part of speech noun
Explanations in English A syllable [1.7]
Explanations in French Une syllabe [1.8]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2024/03/08