Entry varatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1]
Explanations in English Thunder; a thunderbolt [1.7]
Explanations in French Foudre, tonnerre [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : varatra, varatro, varatrao, varany, varatsika, varatray, varatrareo, varatr', vara-, varatry
Prefixed : -baratra, -baratro, -baratrao, -barany, -baratsika, -baratray, -baratrareo, -baratr', -bara-, -baratry
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry varatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  fotaka [1.1]
Morphology 
Simple : varatra, varatro, varatrao, varany, varatsika, varatray, varatrareo, varatr', vara-, varatry
Prefixed : -baratra, -baratro, -baratrao, -barany, -baratsika, -baratray, -baratrareo, -baratr', -bara-, -baratry

Updated on 2023/06/12