|
|
|
|

Entry1  vatasarihina
Elementary words  2  vata, sarihina
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Economy: household items
Explanations in English  5  a drawer [1.7]
Explanations in French  6  tiroir [1.8]
7  tiroir [1.13]
Examples  8  Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. [2.529#]
9  Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy. [2.4#]
10  Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy. [2.503#]
Synonyms  11  vatasarika

Updated on 2023/05/24