Entry vena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rona, fihilanana, firaikana [1.1]
Derivatives 

Entry vena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [1.1]
Vocabulary 
Synonyms lalan-dra ~ mpamerin-dra
Origin English: vein (a). French: veine.

Anagrams 

Updated on 2023/09/08