Entry vorombola
Elementary words vorona ; vola
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vorona iray fianakaviam-be amin' ny akoho sy ny vorontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny lahy, izay manan-drambo mahazo misandrahaka ka mivelatra toy ny kodiarana [1.1]
Explanations in French Peacock [4.22]
 Paon [1.54, 4.22]
Scientific name Pavo cristatus
Vocabulary 
Articles 
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2023/01/01