|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | akaiky | ||||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
| Tsy lavitra:
Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay Antomotra na akaiky ara-potoana: Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray Anila, ankila: Mipetraha eto akaikiko ianao Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina: Akaikin' ny tranonay ny fonenany Tsy lavitra ara-pihavanana: Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy [1.1] | |||||||
| Near, near together, near by, close at hand. [1.2] | |||||||
| Near [1.7] | |||||||
| Comme akeky [1.3] | |||||||
| Près [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Tohi-kevitra | lavitra | ||||||
| Tsipelina hafa | akeky | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |
|