|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tantsaha
Fototeny  2 saha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 a countryman, a farmer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 paysan [1.8]
Ohatra  6  Olom-boaozona ve isika tantsaha itony e. [2.470#141]
7  fa hianareo tantsaha no sakaiza ny Manisotra. [2.48#972]
8  Ny fivoaran’ny tantsaha dia miadana mandrakariva. [4.27]
Voambolana  9  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tantsaha

Teny iditra (2/2) 11  Tantsaha
Singan-teny  12 tantsaha
Sokajin-teny  13  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  14 Rakotonandrasana Louis de Gonzague
Mpanonta printy  15  Tsipika. 2000.
Sary 
16  17 
Sombiny  18  p. 82 Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin'ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony.
19  p. 160 Nony ela ny ela ka mamerimberina ny fivavahana toy izany, mandritra ny fotoana maharitra, ity Komoriana noraisiny tamin' izay ilay lovia bakoly misoratsoratra (sorabe) ary nosasany tamin' ny ranon-javatra iray tsy lavitra azy teo;
20  p. 167 Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny.

Fivaditsoratra  Tantsaha, tantsaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/21