|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ambadika | ||||||||||
| Sokajin-teny | anarana na tambinteny | ||||||||||
| Enti-milaza ny toerana ao ivohon' ny zavatra iray: Miery ao ambadiky ny hazo ao izy [1.1] | |||||||||||
| The other side On the other side; concealed [1.7] | |||||||||||
| [ am-badika ] L'autre côté, le penchant opposé, le côté opposé, l'envers De l'autre côté, sur le penchant opposé, sur le côté opposé, sur le verso, sur l'envers [1.3] | |||||||||||
| Le verso De l'autre côté, en cachette [1.8] | |||||||||||
| Verso [1.13] | |||||||||||
| Ohatra |
| ||||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||||
| Teny iditra | ambadika | ||||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||||
| Karazana diamanga na daka, mitovitovy amin' ny kapatokana (jar.): mihodina tampoka ilay namely, amin' ilay tsy ampoizin' ilay mikatroka aminy iny, dia alefany any andamosina ny tongony -- indraindray ny felatanany amin' izay mitehina amin' ny tany -- ka mafy fiantefa izaitsizy izany, manoatra noho ny tsipaka anoloana na ny kopala. [1.1] | |||||||||||
| Nom d'une manière de lancer le coup au jeu de savate [1.3] | |||||||||||
| Voambolana | |||||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/15 |
|