|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ambaviny | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ny tady efatra be feo. manao feo ambany amin' ny valiha, na lokanga, ets. ; ny ilany ambany feo, na midoboka kokoa, amin' ny amponga, langoraony [1.10] | ||
| Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin' ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga Ny ilany amin' ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony [1.1] | ||
| The four looser strings of the valiha; the end of a drum which gives a shriller sound than the other, being beaten with the hand only. [1.2] | ||
| Nom des basses des intsuments à cordes; le bout du tambour et autres instruments qui donnent un son plus grave, plus bas que l’autre bout [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Tohi-kevitra | andahiny | |
| Teny iditra | ambaviny | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Loaka, na lavaka, ampidirana, anatsofohana tapany lavalava kely, toy ny fantsika, na hidy, ho fitanana, na fandraiketana ny roa tonta [1.10] | ||
| Ny ilany misy loaka amin' ny rafitra na amin' ny hidin-trano izay idiran' ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambaviny amin' itỳ sakamandimby itỳ katsy mitana tsara ny rafitra [1.1] | ||
| Les parties creuses des engrenages, des jonctions, des pentures, etc., destinées à recevoir la partie pleine [1.3] | ||
| Pièce femelle [1.5] | ||
| Tohi-kevitra | andahiny | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/11/01 |
|