|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | antonona (tonona) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Ampy: Antonona azy ve io vary io Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao [1.1] | |||||||
| Suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things [1.2] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2014/08/31 |
|