|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ary | ||||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
| Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay. [1.1] | |||||||
| There, yonder, signifying a distant place not seen. [1.2] | |||||||
| There far away (not in sight) [1.7] | |||||||
| Là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas [1.3] | |||||||
| Là-bas (loin, pas visible) [1.8] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Mpanahaka | etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ | ||||||
| atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ | |||||||
| Teny iditra | ary | ||||||
| Sokajin-teny | mpampitohy | ||||||
| Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa:
Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho [1.1] | |||||||
| And. Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. It is like the word and used in commencing English sentences. [1.2] | |||||||
| And; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead [1.7] | |||||||
| Et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb [1.8] | |||||||
| Teny iditra | àry | ||||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
| Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka [1.1] | |||||||
| Then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence. [1.2] | |||||||
| Donc. Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!) [1.3] | |||||||
| Donc [1.5] | |||||||
| Teny iditra | ary | ||||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
| [Betsimisaraka] any [1.78] | |||||||
| Teny iditra | ary | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary Manana: Efa ary nify ny zanako [1.1] | |||||||
| Existed, formed, produced; being. [1.2] | |||||||
| Made, created, brought into being [1.7] | |||||||
| Créé, qui existe [1.3, 1.8] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Teny iditra | ary | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony [1.1] | |||||||
| Action de rejeter [1.3, 1.5] | |||||||
| Action d'abandonner, de perdre [1.3] | |||||||
| Action de jeter. Variant: are [1.14] | |||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Teny iditra | ary | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy [1.1] | |||||||
| The milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun. [1.2] | |||||||
| La rate [1.3] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Mpanahaka | arin-kena | ||||||
| Teny iditra | ary | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Tambahoaka] Nonon'omby, tohatra [1.78] | |||||||
| Teny iditra | ary | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Taimoro] Fiverenana ilalana [1.78] | |||||||
| Teny iditra | ary | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex. [Taisaka] : Ficus sp. ; également appelé ary-voara [Taimoro, Taisaka] (contraction de arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae). [1.196] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Anarana ara-tsiansa | Bridelia tulasneana | ||||||
| Teny iditra | ary | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Jereo ariary [1.1] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/31 |
|