|
|
|
|
Teny iditra
atody miady amam-bato
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
atody
,
miady
,
amana
,
vato
Ohatra
1
Ataony ahoana anefa,
atody miady amam-bato
izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy
[
2.470
]
2
Atody miady amam-bato
ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka
[
4.14
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15