|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | baka | ||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||
| [Betsimisaraka] Mivelatra [1.78] | |||
| Enti-milaza ny tandrok' omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: kirongo)
Ny fisarahan' ny zavatra iray toerana na mizara roa misy elanelana lavitra Fitenenana: Raha baka mahay misisika (na mihorirana) ianao, izaho kirongo tsy azo idirana: teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina. / Fitenenana mitovy hevitra: Raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho [1.1] | |||
| Branching out into two parts, having horns diverging in the form of a V. [1.2] | |||
| Divergent en forme de V [1.3] | |||
| Tovy hevitra | lily | ||
| Tohi-kevitra | kirongo | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | ||
| Sary |
| ||
| Teny iditra | baka | ||
| Sokajin-teny | tenim-piontanana | ||
| An expletive used in certain provinces. [1.2] | |||
| Teny iditra | baka | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [Tanala]
"tronc" de bananier Parfois employé par des devins-guérisseurs pour désigner une extrémité d'inflorescence de bananier tombée à terre (ambika akondro nihintsaña) [1.6] | |||
| [Sakalava] (de baka : divergent comme les deux branches de la lettre V) Nom donné à plusieurs Apocynaceae dont les fruits sont composés de deux péricarpes divergents. C'est aussi le nom d'un ody ratsy (charme malfaisant) préparé à partir de ces plantes en vue d'empoisonnements criminels. [1.196] | |||
| Voambolana | |||
| Teny iditra | baka | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| (abréviation de bakalorea) baccal [...] [tohiny 1.5] | |||
| Teny iditra | baka | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [French bac] a ferry [1.7] | |||
| [français bac] bac [1.8] | |||
| Bateau de transbordement, bac [1.5] | |||
| Sary |
| ||
| Teny iditra | baka | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Tavy [1.13] | |||
| Récipient [1.13] | |||
| Teny iditra | baka | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [Tankarana] Détendu, désserré [1.19] | |||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/25 |
|