|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanasana (asa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [1.1] | ||
| Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [1.1] | ||
| A feast, a banquet [1.2, 1.7] | ||
| Festin, banquet; invitation [1.8] | ||
| Ohatra | Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany.
[1.381] | |
| Tovy hevitra | fanasam-be | |
| Lahatsoratra | Randzavola: fanasana ao amin' ny Baiboly | |
| Teny iditra | fanasana (sasa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [1.1] | ||
| A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [1.2] | ||
| Washing clothes, washing [1.7] | ||
| Action de laver, instrument pour laver, [...] [tohiny 1.5] | ||
| La lessive, action de laver le linge [1.8] | ||
| Ohatra | Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba.
[2.356] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |
|