|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanandroana |
| Fototeny | 2 andro |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes
[1.3] |
| Ohatra |
6 Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana.
[2.113#9]
7 Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296#110] |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe fanandroana |
| Teny iditra (2/2) | 9 Fanandroana |
| Zana-dohateny | 10 fianarana manisa andro malagasy |
| Singan-teny | 11 fanandroana, 12 fianarana, 13 manisa, 14 andro, 15 malagasy |
| Sokajin-teny | 16 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
17 Rabesata Arima |
| Mpanonta printy |
18 2000/01. Haavony: 21cm. Ambainy: 15cm. Takila: 60. |
| Fivaditsoratra | fanandroana, Fanandroana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22 |
|