|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fangaraka (haraka) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba fampidirana ao amin' ny haraka Fampiditra ao amin' ny haraka [1.1] | ||
| Teny iditra | fangaraka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazam-bibikely mitovitovy amin' ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify kely ny andilany, fotaka no anaovany ny trano anatodizany [1.1] | ||
| A small insect, which deposits its eggs in a caterpillar and then buries it in the ground. Probably a species of ichneumon. The fanenitra is sometimes called by the same name. [1.2] | ||
| The mud mason wasp [1.7] | ||
| Abeille maçonne [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16 |
|