|
|
|
|
Teny iditra
fijijijijiana
(
jijijijy
)
Sokajin-teny
anarana
Famindrana manao dingana fohy toy ny mandihy; fitarainana noho ny fanaintainana; fanenoana mikiririoka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05