|
|
|
|
Teny iditra
jijijijy
Sokajin-teny
anarana
Famindra fohy dingana, ka toy ny mandihy
Fitarainana noho ny fanaintainana amin' ny aretina.
[
1.1
]
Sampanteny
fijijijijiana
,
fijijijijy
,
ijijijijiana
,
mahajijijijy
,
mijijijijy
,
mpijijijijy
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23