|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fisehoana (seho) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny [1.1] | |||||
| L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause [1.3] | |||||
| Apparition [1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |
|