|
|
|
|
Teny iditra
fita
pi
taka
(
fi
taka
)
Sokajin-teny
anarana
[
1.1
]
[duplicatif fréquentatif]
[
1.3
]
Ohatra
1
Mivarina ho laingalainga sy
fitapitaka
mahay mioliolika ireny;
[
2.470
]
2
Raha tsy marina kosa, fa volohalan' ny tsy tia sy
fitapitaka
ataon' ny hafa, dia io ny tara-tasiny porofo midradradradra ilay fitia miafina ao am-pony!
[
2.499
]
Sampanteny
mamita
pi
taka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20