|
|
|
|
Teny iditra
gigigigy
Sokajin-teny
anarana
Fatotra mafy dia mafy tsy ahafahana mihetsika na mandositra.
[
1.1
]
Sampanteny
agigigigy
,
anagigigigiana
,
fanagigigigiana
,
fanagigigigy
,
figigigigy
,
mahagigigigy
,
managigigigy
,
migigigigy
,
mpanagigigigy
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23