|
|
|
|
Teny iditra
managigigigy
(
gigigigy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamatotra mafy tsy hahafahana mihetsika
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
managigigigy
Ny lasa :
nanagigigigy
Ny hoavy :
hanagigigigy
Filaza mandidy :
managigigigia
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05