|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | haka (aka) | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe maka | |
| Ohatra | Aoka aho haka rivotra kely.
[2.528] | |
| Teny iditra | haka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Fotsy botsiaka, maina [1.1] | ||
| [1.2] | ||
| Clair, sec [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | haka | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Sakaiza: Tonga ilay haka Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho [1.1] | ||
| Teny iditra | haka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Provincial] Low, as applied to the sea [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | haka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsileo, Taisaka] Kankana [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | haka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka] Rahoka [1.78] | ||
| Teny iditra | haka | |
| Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
| [Betsileo] Odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana) [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/06/21 |
|