|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | maka (aka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! [1.1] | |||||||||
| To fetch, to bring, to take [1.2] | |||||||||
| To take, to fetch [1.7] | |||||||||
| Prendre, chercher [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | maka (aka) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maka | ||||||||
| Ohatra | Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra
[1.1] | ||||||||
| Teny iditra | maka | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Tambahoaka] Volana fahafito amin'ny taona [1.78] | |||||||||
| [Taisaka] Volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [1.78] | |||||||||
| [Bara] Volana fahaefatra amin'ny taona [1.78] | |||||||||
| [Bezanozano] Anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [1.78] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Teny iditra | maka | ||||||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||
| Maka [2.996] | |||||||||
| Maacah [2.996] | |||||||||
| Maaka [2.996] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | Makatita no natao anaran' ny mponina tao Maka
[1.38] | ||||||||
| Tovy hevitra | maaka | ||||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
|