|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | hasoavana (soa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [1.1] | ||
| Goodness; favorable circumstances [1.7] | ||
| Bonté; circonstances favorables [1.8] | ||
| Teny iditra | hasoavana (soa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [1.1] | ||
| hasoavan-jaza [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/06/04 |
|