|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | soa | ||
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||
| Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana? Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy [1.1] | |||
| Good, beautiful, excellent [1.7] | |||
| Beau, bon, agréable; avantage, bien [1.3] | |||
| Beau, bon, excellent [1.8] | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Teny iditra | soa | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [Betsimisaraka] Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés. Plus couramment appelé voasary. [1.196] | |||
| Voambolana | |||
| Anarana ara-tsiansa | Citrus aurantifolia | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24 |
|