|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | henatra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Tahotra ny fahaverezan-kaja sy voninahitra: Henatr' olona re izany! Tsy sahy mitraka mihitsy izy rehefa mamakivaky eo afovoan' ny olona Fahatsiarova na ny tena ho ambany, noho ny toetra ratsy ananana na asa ratsy tsy mendrika natao: Safotry ny henatra ny anao lahy fa tratran' ny fokonolona nangalatra teo an-tsena Fahafaham-baraka: Henatra ho an' ny fianakaviana ny zaza tahaka ireny Fanajana be loatra amin' ny olona iray ka mahatonga ny tena tsy ho sahisahy aminy [1.1] | |||||
| Shame, disgrace [1.2, 1.7] | |||||
| Shamefacedness, bashfulness [1.2] | |||||
| Honte; humiliation [1.8] | |||||
| [Sakalava-Mayotte] [ heñatra ] Honte [1.405] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: henatra ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |
|