|
|
|
|
Teny iditra
ki
nan
jo
(
kan
jo
)
Sokajin-teny
tambinteny
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Kinanjo
, tsy niverina Rainilidy
[
2.470
]
2
Hehy no nantenaiko hasetriny ny teniko,
kinanjo
maso nanganohano no nibanjina ahy
[
2.471
]
3
Kinanjo
, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia
[
2.529
]
Tovy hevitra
kan
jo
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14