|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | kiombiomby (omby) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany [1.1] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tovy hevitra | tsiombiomby | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|