|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | kotrano > kotranina (kotrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
|
|